|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fivakavaka (vakavaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny olona mivakavaka, izany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na fatahorany na toetrany mihitsy no mahatonga ny fivakavakany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|