|
|
|
|
Teny iditra
fivandravandra
(
vandravandra
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba na toetran' ny olona mivandravandra, izany hoe mijery amin' ny maso midiridiry feno hatezerana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05