|
|
|
|
Teny iditra
fivareraka
(
vareraka
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny zavatra (akanjo) mivareraka, izany hoe miborotsaka, na ny olona miboretaka kivy sy ketraka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05