|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fivavahana (vavaka) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanajana sy fanompoana an' Andriamanitra na izay heverina ho izy: Finoanoam-poana no fototry ny fivavahana amin' ny sampy Foto-pinoana sy fampianarana samy manana ny azy iompanan' ny fanajana amam-panompnana an' Andriamanitra: Ny fivavahana Kristianina ~ Ny fivavahana silamo Teny na fihetseham-po entina mitsaoka an' Andriamanitra, misaotra azy ary mangataka aminy; vavaka: Manao fivavahana hariva, fivavahana atora-po [1.1] | |||||
| Worship; religion [1.7] | |||||
| Religion ; action de prier, d'aller au culte ou à la messe [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: fivavahana ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|