|
|
|
|
Teny iditra
fivezivezy
(
vezivezy
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba na toetran' ny olona mivezivezy, izany hoe mandeha atsỳ sy arỳ, mitotototo mankatsy mankaroa, miasa dia, mirenireny
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05