|
|
|
|
Teny iditra
hajao
(
ha
ja
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
hajaina
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Hajao
ny fitafianao
[
1.1
]
2
hajao
sy ianaro tsara ny fiteny malagasy
[
2.285
]
3
Hajao
aho, tompony aho, fa ho arakaraka ny fahavaranao ahy no hitomboan' ny heriko sy ny asako hanasoa anao.
[
1.342
]
Sary
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17