|
|
|
|
Teny iditra
halakalaka
(
halaka
)
Sokajin-teny
anarana
Hataka, elanelana.
[
1.1
]
Sampanteny
analakalahana
,
fanalakalahana
,
fanalakalaka
,
fihalakalaka
,
halakalahina
,
mahahalakalaka
,
manalakalaka
,
mihalakalaka
,
mpihalakalaka
,
tafahalakalaka
,
voahalakalaka
Tovy hevitra
halaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05