|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | halatra | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra [1.1] | |||||||
| Theft, pilfery, robbery [1.2] | |||||||
| La chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission: Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés) [1.3] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Lahatsoratra | Randzavola: halatra ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |
|