|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | halotra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka. [1.1] | ||
| [1.2] | ||
| Action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous Figuré: arracher un secret [1.3] | ||
| Teny iditra | halotra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy"
[2.69] | |
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: halte!. | |
| Teny iditra | halotra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] aloka [1.78] | ||
| Teny iditra | halôtra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] Moron-dranomasina [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/03/06 |
|