|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | hamaivanina (maivana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana ery aho Ahena, hakelezina: Mbola vaovao aho ka nohamaivaniny ny raharahako Heverina ho tsy misy lanjany firy: Toa hamaivaninao re izany hadisoanao izany, Rakoto [1.1] | |||||||||
| To be made light of; to be lightened [1.7] | |||||||||
| Qu'on rend léger; qu'on diminue; dont on ne fait pas grand cas [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|