|
|
|
|
Teny iditra
hinjaka
Sokajin-teny
anarana
Dihy sy fihetsika mitsamboamboatra, ka ny tongotra no mandray anjara betsaka; fitsambikimbikinana noho ny hafaliana na ny hatairana,
[
1.1
]
Sampanteny
ahinjaka
,
fihinjahana
,
fihinjaka
,
hinjahana
,
hinjahina
,
hinjakinjaka
,
ihinjahana
,
mahahinjaka
,
mihinjaka
,
mpihinjaka
,
tafahinjaka
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23