|
|
|
|
Teny iditra
hontihonty
Sokajin-teny
anarana
Teny na fihetsika atao-na lehilahy hahazoany sitraka amim-behivavy; fanompotompoana iandrandrana valiny
[
1.1
]
Sampanteny
fihontihontiana
,
fihontihonty
,
ihontihontiana
,
mihontihonty
,
mpihontihonty
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23