|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | hoto | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | hoto | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | hotohoto | |
| Teny iditra | hoto | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [1.1] | ||
| Teny iditra | hoto | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahasimbana Fanasaratsarahana ho singa miavaka [1.13] | ||
| Décomposition [1.13] | ||
| Teny iditra | hoto | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsileo, Merina]
Au sens propre : rebut des fibres après le dévidage, bourre Nom appliqué aussi à l'étoupe, à la bourre des armes à feu. [1.196] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/01 |
|