|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | jadona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo valiana: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [1.1] | ||
| Tomba fitondrana tsy refesi-mandidy ary tsy azo iadian-kevitra [1.13] | ||
| Despotic authority [1.7] | ||
| Despotisme [1.3, 1.8] | ||
| Position droite, fixe Figuré: la raison du plus fort [1.3] | ||
| Dictature [1.13] | ||
| Ohatra | izany no manao lenin-dahy ary manao jadona, ka tsy tia' ny Mpanjaka raha tsy teny ifanekena:
[2.48] | |
| Sampanteny | ||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | |
| Teny iditra | jadona | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Authoritarian [1.7] | ||
| Despotique [1.8] | ||
| Teny iditra | jadoña | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tanala] Mpiambina andro na alina [1.78] | ||
| Tovy hevitra | gadoña | |
| Teny iditra | jadona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Perpendiculaire [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | jadòna | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
| Jadon [2.996] | ||
| Yadôn [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|