|
|
|
|
Teny iditra
kanikany
Sokajin-teny
anarana
Hehy somary malemilemy entina hanesoana na noho ny hamaivanan-tsaina
[
1.1
]
Sampanteny
akanikany
,
fikanikaniana
,
fikanikany
,
ikanikaniana
,
kanikanina
,
mahakanikany
,
mikanikany
,
mpikanikany
,
tafakanikany
Teny iditra
kanikany
Sokajin-teny
tambinteny
[
Fitanisana
]
[
Bara
] Vetivety
[
1.78
]
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23