|
|
|
|
Teny iditra
kenonkenona
(
kenona
)
Sokajin-teny
anarana
Fikarakarana ny raharaha madinidinika ao an-tokantrano; fisahiranana manketsy mankeroa
[
1.1
]
Sampanteny
fikenonkenona
,
fikenonkenonana
,
ikenonkenonana
,
kenonkenonina
,
mahakenonkenona
,
mampikenon
ke
nona
,
mifampikenon
ke
nona
,
mikenonkenona
,
mpikenonkenona
Tovy hevitra
kenona
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05