|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | ketoka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Voatery mafy nefa tsy maharitra [1.13] | ||
| Coincé [1.13] | ||
| Teny iditra | ketoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Kaikitra mafy, fanerena amin' ny nify na tandra, fandramatra Zava-mahazo noho ny fanaintainana [1.1] | ||
| Coup de dent, morsure, piqûre Figuré: douleur aiguë; action de gourmander [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | ketoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazan-kazo mafy be tsiratsirany [1.1] | ||
| [Betsileo] (sens général : coup de dent, morsure). Arbre indéterminé à bois dur et très nerveux, difficile à travailler. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/05/10 |
|