|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | kipily | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tehina fohy na fantaka ataon' ny mpiandry omby fitorahana; fiantoraka ny zavatra lavalava atsipy ka mihodinkodina alohan' ny hiantefany amin' ny anipazana azy [1.1] | ||
| Sampanteny | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09 |
|