|
|
|
|
Teny iditra
kiravi
ra
vy
(
ravi
ra
vy
)
Sokajin-teny
anarana
Fihantonana ary fikirazorazoana tsy mitehika amin' ny tany
[
1.1
]
Ce qui pendille. Comme
raviravy
[
1.3
]
Sampanteny
akiravi
ra
vy
,
anakiravira
ve
zana
,
fanakiravira
ve
zana
,
fikiravira
ve
zana
,
fikiravi
ra
vy
,
ikiravira
ve
zana
,
kiravira
ve
zana
,
mahakiravi
ra
vy
,
manakiravi
ra
vy
,
mikiravi
ra
vy
,
mpanakiravi
ra
vy
,
tafakiravi
ra
vy
,
voakiravi
ra
vy
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/05