|
|
|
|
Teny iditra
kisinkisina
(
kisina
)
Sokajin-teny
anarana
Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana
[
1.1
]
Tovy hevitra
kisina
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23