|
|
|
|
Teny iditra
kitroana
(
kitro
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Enti-milaza ny vy dorana atao mena mivaivay ka dilorina amin' ny tandroka
[
1.1
]
Tovy hevitra
kotroana
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23