|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | koika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Teny avoakan' ny vava raha sempotra sasatra toy ny avy niaka-piakarana ohatra [1.1] | ||
| Mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tsipelina hafa | hoika | |
| Nohavaozina tamin' ny 2014/10/07 |
|