|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | lambolamboina (lambolambo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Lamaina, alana raorao: Nolambolamboiny tsara ny tarehiny Safosafoina (amin' ny tanana): Nolambolamboiny tamin' ny tanany ny volon-dohan' ny zanany Tambatambazana, tehatehafina: Lambolamboy kely ny zandrinao fa mitomany [1.1] | |||||||||
| To be smoothed; to be caressed [1.7] | |||||||||
| Qu'on polit; qu'on caresse [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|