|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | lango malefaka | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | lango, malefaka | |
| Teny atao moramora toa manambitamby, nefa ny hampatoritory ny saina amana eritreritra no kendrana Safosiaka mampandry sakaizany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|