|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | lasitra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany [1.1] | ||
| A shoemaker's last [1.2] | ||
| A mold, a last, a form for fashioning something [1.7] | ||
| Moule, forme, gabarit [1.8] | ||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny anglisy: last. | |
| Teny iditra | lasitra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
|