|
|
|
|
Teny iditra
lodilody
(
lody
)
Sokajin-teny
anarana
Ilazana toetra kaodikaody, mandositra olona; fahamenamenarana eo am-pifaneraserana amin' ny maro.
[
1.1
]
Sampanteny
filodilodiana
,
filodilody
,
ilodilodiana
,
milodilody
,
mpilodilody
Tovy hevitra
lody
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05