|
|
|
|
Teny iditra
lonilony
(
lony
)
Sokajin-teny
anarana
Fahasosotsosorana
[
1.1
]
Ohatra
1
Ao ny
lonilony
andavanandro netina namelezana olona.
[
2.472
]
2
Nisy
lonilony
tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary.
[
2.508
]
Sampanteny
alonilony
,
fahaloni
lo
ny
,
halonilony
,
malonilony
Tovy hevitra
lony
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05