|
|
|
|
Teny iditra
mahafadiranovana
(
fadira
no
vana
(
fa
ditra
,
o
vana
))
Sokajin-teny
mpamaritra
Ohatra
1
Ary izay marary tsaroako izay, miampy ny fanahiana aman-tebiteby eo am-piandrasana, dia
hahafadiranovana
ahy isaky ny hotsindronina.
[
2.4
]
2
Aretina mamely ny tanora loatra,
mahafadiranovana
ny lazondazony, ary misangisangy ny antitra aza, ka tsy maintsy reseko.
[
2.499
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mahafadiranovana
Ny lasa :
nahafadiranovana
Ny hoavy :
hahafadiranovana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20