|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mahavaky fo | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mahavaky, fo | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mahonena | |
| Ohatra | ny tongotra mitete ra, mahavaky fo izay olona mba manana fo ihany.
[2.324] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/01/07 |
|