|
|
|
|
Teny iditra
mahavelom
be
lona
(
velom
be
lona
(
ve
lona
))
Sokajin-teny
mpamaritra
Ohatra
1
Mahavelombelona
ahy ity tsio-drivotra ity (Cette brise me ranime)
[
1.3
]
2
Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no
mahavelombelona
ny ainy
[
2.285
]
3
misy olona
mahavelombelona
anao ny miaraka aminy, ary misy mahalozodozotra anao
[
2.296
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mahavelombelona
Ny lasa :
nahavelombelona
Ny hoavy :
hahavelombelona
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20