|
|
|
|
Teny iditra
malama
la
ma
(
lama
la
ma
(
la
ma
))
Sokajin-teny
mpamaritra
Tsy misy marokoroko na maraorao; malambolambo:
Malamalama ny lohan' ity zaza itỳ
[
1.1
]
Ohatra
1
Vato fohifohy
malamalama
izay no teo.
[
1.437
]
2
manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary
malamalama
.
[
2.436
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09