|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mambitsika (bitsika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Milaza zavatra malemy dia malemy ao ampoto-tsofin' ny olona iray (mambitsika olona): Nambitsika azy izy, dia lasa izy roa lahy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|