|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mametsaka (fetsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manjera, mandrodana Mampiavosa Mikopaka, mamely [1.1] | |||||||||
| To strike, to beat [1.2] | |||||||||
| Démolir, renverser, entasser, battre [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Tsy misy mahalala izay halatra nataony akory ireo, fa rehefa atao Jioe oainy, oainy, dia mametsaka izay mahita.
[1.437] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manapetsaka | ||||||||
| Teny iditra | mametsaka (fetsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamonto, mampangeniheny [1.1] | |||||||||
| To moisten, to damp, to wet [1.2] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |
|