|
|
|
|
Teny iditra
mamingitra
(
vingitra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitondra zavatra amin' ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely foana no itondràna azy
Mitovy hevitra:
mamivitra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mamingitra
Ny lasa :
namingitra
Ny hoavy :
hamingitra
Filaza mandidy :
mamingita
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05