|
|
|
|
Teny iditra
mamoitra
(
po
itra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manao izay hisehoana, manambotra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mamoitra
Ny lasa :
namoitra
Ny hoavy :
hamoitra
Filaza mandidy :
mamoira
Tovy hevitra
manapoitra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20