|
|
|
|
Teny iditra
mamotsaka
(
potsaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manala hivoaka, manesotra, mamoaka
Manatody
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mamotsaka
Ny lasa :
namotsaka
Ny hoavy :
hamotsaka
Filaza mandidy :
mamotsaha
Tovy hevitra
manapotsaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05