|
|
|
|
Teny iditra
mampa
ne
fy
(
te
fy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Ohatra
Ao aminy avokoa ny olona eto amin' ny manodidina no
mampanefy
angady sy antsy ary famaky.
[
2.117
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mampanefy
, mampanefin', mampanefin-, mampanefim-
Ny lasa :
nampanefy, nampanefin', nampanefin-, nampanefim-
Ny hoavy :
hampanefy, hampanefin', hampanefin-, hampanefim-
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20