|
|
|
|
Teny iditra
mampi
ban
jina
(
ban
jina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
[
1.3
]
Ohatra
Ho avy mialoha ahy ilay Andriamanitra manambina ahy, hampibanjina ahy ny fahavaloko izy.
[
2.996
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mampibanjina
, mampibanjin-, mampibanjim-, mampibanji-
Ny lasa :
nampibanjina, nampibanjin-, nampibanjim-, nampibanji-
Ny hoavy :
hampibanjina, hampibanjin-, hampibanjim-, hampibanji-
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20