|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mampiketrona (ketrona) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mahatonga fivalombalonana amin' ny tarehy: Ny hahiazana koa mampiketrona ny tarehy fa tsy ny fahanterana ihany akory [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|