|
|
|
|
Teny iditra
mampirivana
(
rivana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandrahona mafy amin-katezerana, amin' ny teny, amin' ny fihetsika feno fampitahorana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mampirivana
Ny lasa :
nampirivana
Ny hoavy :
hampirivana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05