|
|
|
|
Teny iditra
mana
bo
haka
(
bo
haka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manabontsina ho ngeza, manasavovona be
[
1.1
]
Dilater, carder
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manabohaka
Ny lasa :
nanabohaka
Ny hoavy :
hanabohaka
Filaza mandidy :
manabohafa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20