|
|
|
|
Teny iditra
manabonoka
(
bonoka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manarona sy mandrakotra manodidina tanteraka:
Nanabonoka ny zanany manavy Ravao
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manabonoka
Ny lasa :
nanabonoka
Ny hoavy :
hanabonoka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20