|
|
|
|
Teny iditra
mana
bo
sy
(
abosy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitaona olona amin' ny fandokadokafana azy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manabosy
, manabosin', manabosin-, manabosim-
Ny lasa :
nanabosy, nanabosin', nanabosin-, nanabosim-
Ny hoavy :
hanabosy, hanabosin', hanabosin-, hanabosim-
Filaza mandidy :
manabo
si
a
Mpanahaka
manabony
~
mambosy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20