|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manaitra (traitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany [1.1] | |||||||||
| To startle, to excite [1.7] | |||||||||
| Surprendre; alarmer; éveiller [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|