|
|
|
|
Teny iditra
manakiky
(
ki
ky
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mihinana, mikepoka ny fananan' ny sasany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manakiky
Ny lasa :
nanakiky
Ny hoavy :
hanakiky
Filaza mandidy :
manakikisa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20