|
|
|
|
Teny iditra
manakisaka
(
ki
saka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamindra toerana ka tsy bataina fa atosika akorisa; manosika ho eo an-tsisintsisiny, mampihataka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manakisaka
Ny lasa :
nanakisaka
Ny hoavy :
hanakisaka
Filaza mandidy :
manakisaha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20