|
|
|
|
Teny iditra
manakoretika
(
koretika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manakorontana, manasafotofoto, manao rango-tsaka, mampiboredika
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manakoretika
Ny lasa :
nanakoretika
Ny hoavy :
hanakoretika
Filaza mandidy :
manakoreteha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05