|
|
|
|
Teny iditra
manakoromby
(
koromby
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miaro, manaloka, mitahiry, mitandrina mba tsy ho simba
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manakoromby
Ny lasa :
nanakoromby
Ny hoavy :
hanakoromby
Filaza mandidy :
manakorombia
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20