|
|
|
|
Teny iditra
manakotikotika
(
kotika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandrovitra sady manapotipotika
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manakotikotika
Ny lasa :
nanakotikotika
Ny hoavy :
hanakotikotika
Filaza mandidy :
manakotikoteha
Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14