|
|
|
|
Teny iditra
mananatry
(
sa
na
try
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manao satry, mandroaka fanahy ratsy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mananatry
Ny lasa :
nananatry
Ny hoavy :
hananatry
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20